plt-x-tanala_2ti_text_reg/03/16.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 16 Ny Soratra Masina rehetre die avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. Ijany die tombone ho an'ny fotôm-pampenarana, ho an'ny fanondrôna ny diso, ho an'ny fanitsiena, ary ho an'ny fampofagnana amin'ny fahamarinana. \v 17 Ijany die mba hahatonga ny lelahin'Andriamanitra hahay tsara, sy ho voaomagna tanteraka amin'ny asa tsara rehetre.