plt-x-tanala_2ti_text_reg/03/05.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 5 Hanagna ny toetra hôtran'Andriamanitra ijy io, kanefa die handà ny herine. Mengà amin'ny olo io. \v 6 Satria ny saragny tamin'dreo die ny lelahy ijay miditre ao an-tokantrano ary mambabo ny viavy adala. Io ny viavy ijay tsy afaka amin'ny fahotana sy vôtarike amin'ny filàna samihafa. \v 7 Io viavy io die mianatra fehijay, kanefa tsy ho tonga amin'ny fahafantarana ny fahamarinana mihintsy.