plt-x-tanala_2ti_text_reg/03/01.txt

1 line
504 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Fa fantaro ijao: amin'ny andro farane die hisy ny fotôn-tsarotre. \v 2 Satria ny olo ho tia tégna, tia vola, ho mpirehareha, ho mpandoka tegna, ho mpanevateva an'Andriamanitra, tsy manoa ray aman-dreny, tsy misaotre, ary tsy masina. \v 3 Tsy hanam-pitiavana ny fianakavene areo, mpanohitre, ho mpagnendrikendrike, tsy hahafehy tegna, hahery setra, tsy ho tia ny tsara. \v 4 Ho mpamadika areo, tsy misy eritreritre, mpagnambony tegna, tia fahafinaretana mihôtra noho ireo tia an'Andrimanitra.