plt-x-tanala_2ti_text_reg/02/24.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 24 Ny mpanompon'ny Tompo die tsy tokony mifampizizo. Fa koja tsy mentsy malemy fagnahy amin'ny manontolo ijy, mahay mampianatra, ary maharitra. \v 25 Tsy mentsy ao amin'ny fahalemem-pagnahy no ampenarany ireo ijay manohitra anajy. Fa angaha Andriamanitra mety hagnome anajy ireo fibebahana hôn'ny fahalalana ny marina. \v 26 Mety hody indraike koa ny fisegnandreo ary handao ny fandriky ny devoly, laha efa avy nisamboriny tamin'ny sitrapony.