plt-x-tanala_2ti_text_reg/02/22.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 22 Milefasa an'ireo filàn'ny tanora. Mandrobeja fahamarinana, finôna, fitiavana, ary fihavanana miaraka amin'ireo ijay nangaika an'ny Tompo amin'ny fo mafio. \v 23 Fa koja mandàva ny fagnotanena adala sy tsy misy fotony. Fantatrareo fa miteraka ady ireo.