plt-x-tanala_2ti_text_reg/02/08.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 8 Tsarovy Jesôsy Kristy, avy amin'ny taranak'i Davida, ijay natsangagna tamin'ireo maty. Ijany die araky ny hafatry ny filajantsarako, \v 9 ijay mampijaly ahy ny amin'ny famatorana hôtran'ny mpamono olo. Fa ny jakan'Andriamanitra die tsy vôfehy.\v 10 Noho ijany heretako ny raha manontolo hôn'ireo vôfidy, ba ho afaka handray ny fagnavotana ijay ao amin'i Kristy Jesôsy mandy koa ijy ireo, miaraka amin'ny voninahitra mandrakijay.