plt-x-tanala_2ti_text_reg/02/03.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 3 Miereta java-sarotra miaraka aminahy, hôtran'ny miaramila tsaran'i Jesôsy Kristy. \v 4 Tsy misy miaramila manompo laha bola vôfandrik'ireo raharahan'ijao fiegnana ijao, ba hahafahany mampifaly ny lehibeny. \v 5 Ary, laha misy olo mifaninana hôtran'ny atleta, die tsy mandray ny satro-boninahitra ijy laha tsy mifaninana amin'ny alalan'ireo fitsipika.