plt-x-tanala_2ti_text_reg/01/15.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 15 Fantatrareo ijany, fa ijay abiaby nipetrake tagny Azia die nivadike tamin'ahy. Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena. \v 16 Enga anie ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria namelombelogna an'ahy matetike ijy ary tsy megnatre tamin'ny gadrako. \v 17 Fa koja, laha tagny Roma ijy, die nandrembe an'ahy tokôtre, ka hitany iaho. \v 18 Ny Tompo anie hampiseho an'ajy ka hahitany famindram-po avy amin'ajy amin'ijany andro ijany. Ireo fomba abiaby nagnampiany an'ahy tao Efesôsy, die fantatrareo tsara.