plt-x-tanala_2ti_text_reg/01/03.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 3 Misaotra an'Andriamanitra Iaho, ijay tompoiko avy amin'ireo rajambeko, miaraka amin'ny feon'ny fieritreretana madio, hôtrin'ny hahatsiarovako anao matetika amin'ny fivavahako andro aman'aligna. Hôtrin'ny\v 4 hahatsiarovako ireo ranomasonao, magniry mafy ny hahita anao iaho, ka mety ho feno hafaliana iaho. \v 5 Nampahatsiahivina tamin'ahy ny finoanao marina, ijay niaigna vôlohany tao amin'ny endribenao Loisa sy ny reninao Eonisa, ary resy lahatre iaho fa miaigna ao aminao mandy koa ijany.