\v 16 Elao ny jaka fagnatevatevana, ijay mitondra tsikelikely agny amin'ny faharatsem-pagnahy.\v 17 Ny vorian'ijy ireo die hiparitaka hôtran'ny bay mandôke. Eo agnivon'ireo Hymeneo sy Fileto. \v 18 Ijy ireo no lelahy tsy ba nahalala ny marina. Mijaka ijy ireo fa ny fitsanganana amin'ny maty die efa nitranga. Simbain'ijy ireo ny finôn'ny sasagny.