auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-04-10 04:56:11 -04:00 committed by root
parent 3d0a5535d5
commit f43bf4263d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fantatrareo ijany, fa ijay abiaby nipetrake tagny Azia die nivadike tamin'ahy. Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena. Enga anie ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria mamelombelogna an'ahy matetike ijy ary tsy megnatre tamin'ny gadrako. Fa koja, laha tagny Roma ijy, die nandrembe an'ahy tokôtre, ka hitany iaho. Ny Tompo anie h'ampi Fantatrareo ijany, fa ijay abiaby nipetrake tagny Azia die nivadike tamin'ahy. Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena. Enga anie ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria mamelombelogna an'ahy matetike ijy ary tsy megnatre tamin'ny gadrako. Fa koja, laha tagny Roma ijy, die nandrembe an'ahy tokôtre, ka hitany iaho. Ny Tompo anie hampiseho an'ajy