auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-02 09:34:16 +01:00 committed by root
parent bda78fb743
commit 88903b511a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hôtran'ijany mandy koa i Jana sy i Jambra nitsangagna nanohitre an'i Mosesy. Tamin'ijane die nitsangagna mandy koa ny mpampianatra sandoke areo hanohitre ny marina.
Hôtran'ijany mandy koa i Jana sy i Jambra nitsangagna nanohitre an'i Mosesy. Tamin'ijane die nitsangagna mandy koa ny mpampianatra sandoke io hanohitre ny marina. Areo die lelahy simba fisaignana, tsy nankasitrahana tamin'ny finôna. Fa tsy handroso lavitra ijy io. Satria ny hadal