auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-03-08 12:37:24 +00:00 committed by root
parent 3fb5424982
commit 76e7e66fa5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ampahatsiahivo anajy ireo hatragny ireo raha ireo. Ampitandremo eo agnatrehan'Andriamanitra ijy ireo ba tsy hifamaly mahakasika ireo jaka. Noho io die tsy misy raha ilaina. Noho io die misy fahasimbana ho an'ireo ijay miteno. [Fagnamirina: ny dika-teny saragny die mivaky hoe: ''Ampitandremo eo agnatrehan'Andriamanitra areo] Ameo ny tsara avy aminao ba hagnomejana tegna hôn'Andriamanitra tahaka
Ampahatsiahivo anajy ireo hatragny ireo raha ireo. Ampitandremo eo agnatrehan'Andriamanitra ijy ireo ba tsy hifamaly mahakasika ireo jaka. Noho io die tsy misy raha ilaina. Noho io die misy fahasimbana ho an'ireo ijay miteno. [Fagnamirina: ny dika-teny saragny die mivaky hoe: ''Ampitandremo eo agnatrehan'Andriamanitra areo] Ameo ny tsara avy aminao ba hagnomejana tegna hôn'Andriamanitra tahaka ilay ankasitrahina, mpiasa ijay tsy managna antony hahamegnarana