auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-04-10 04:56:39 -04:00 committed by root
parent f43bf4263d
commit 6de7b3e80f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fantatrareo ijany, fa ijay abiaby nipetrake tagny Azia die nivadike tamin'ahy. Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena. Enga anie ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria mamelombelogna an'ahy matetike ijy ary tsy megnatre tamin'ny gadrako. Fa koja, laha tagny Roma ijy, die nandrembe an'ahy tokôtre, ka hitany iaho. Ny Tompo anie hampiseho an'ajy Fantatrareo ijany, fa ijay abiaby nipetrake tagny Azia die nivadike tamin'ahy. Ao amin'io fikambanana io ireo Fizelio sy ireo Hermozena. Enga anie ny Tompo hagnome famindram-po amin'ny tokantranon'i Onesiforo, satria mamelombelogna an'ahy matetike ijy ary tsy megnatre tamin'ny gadrako. Fa koja, laha tagny Roma ijy, die nandrembe an'ahy tokôtre, ka hitany iaho. Ny Tompo anie hampiseho an'ajy ka hahitany famindram