auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-03-08 12:37:24 +00:00 committed by root
parent 252557e468
commit 52b4c90124
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na die ijany aja, ny fototra tsara lentike naorign'Andriamanitra die mijoro, Managna an'itoy soratra itoy: ''Ny Tompo die mahalala an'ireo ijay Anajy'' ary ''Ijay manontolo ijay manognona ny agnaran'ny Tompo die tsy mentsy miala amin'ny tsy fahamarinana.'' Ao amin'ny tragnon'ny mpanakarena, die tsy ireo fitoeran'ny volamena sy volafotsy mandy ny ao. Misy mandy koa ireo fitoeran'ny hajo sy tanimanga. Ny sasagny amin'ijy ireo die ho ampesaina amim-boninahitra, ary ny sasagny hômin'ny fagnalam-baraka. Laha misy olo magnadio ny tegnany ho afaka ami'ny fahafaham-baraka, die fitoerana manan-kaja ijy. Ijy die vôtokagna, ilain'
\v 19 Na die ijany aja, ny fototra tsara lentike naorign'Andriamanitra die mijoro, Managna an'itoy soratra itoy: ''Ny Tompo die mahalala an'ireo ijay Anajy'' ary ''Ijay manontolo ijay manognona ny agnaran'ny Tompo die tsy mentsy miala amin'ny tsy fahamarinana.'' \v 20 Ao amin'ny tragnon'ny mpanakarena, die tsy ireo fitoeran'ny volamena sy volafotsy mandy ny ao. Misy mandy koa ireo fitoeran'ny hajo sy tanimanga. Ny sasagny amin'ijy ireo die ho ampesaina amim-boninahitra, ary ny sasagny hômin'ny fagnalam-baraka. \v 21 Laha misy olo magnadio ny tegnany ho afaka ami'ny fahafaham-baraka, die fitoerana manan-kaja ijy. Ijy die vôtokagna, ilain'ny Tompony, ary vôomagna amin'ny asa tsara manontolo.

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"2ti","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Tanala","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-tanala"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["plateaumalagasy"],"finished_chunks":["02-title","02-01","02-03","02-06","02-08","02-11","02-24","02-22"]}
{"project":{"id":"2ti","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Tanala","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-tanala"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["plateaumalagasy"],"finished_chunks":["02-title","02-01","02-03","02-06","02-08","02-11","02-24","02-22","02-19"]}