diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index 7710477..8a35901 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Fa noho ijany antony ijany die mijaly amin'iregne raha iregne mandy koa iaho. Fa tsy megnatre iaho, satria fantatro Ijy ilay ninoako. Resy lahatre iaho fa afake mitajogna ijay efa nankiniko tamin'Ajy Ijy mandra-pahatongan'ijany andro ijany. \v 13 Tajomy ny fagnoharagna momba ireo hafatry ny finoana sy fitiavana ijay ao amin'ny Kristy Jesôsy. \v 14 Ny raha tsara ijay nataon'Andriamanitra taminao, ambeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina ijany, ijay miaigna ao amintsena \ No newline at end of file +\v 12 Fa noho ijany antony ijany die mijaly amin'iregne raha iregne mandy koa iaho. Fa tsy megnatre iaho, satria fantatro Ijy ilay ninoako. Resy lahatre iaho fa afake mitajogna ijay efa nankiniko tamin'Ajy Ijy mandra-pahatongan'ijany andro ijany. \v 13 Tajomy ny fagnoharagna momba ireo hafatry ny finoana sy fitiavana ijay ao amin'i Kristy Jesôsy. \v 14 Ny raha tsara ijay nataon'Andriamanitra taminao, ambeno amin'ny alalan'ny Fanahy Masina ijany, ijay miaigna ao amintsena \ No newline at end of file diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index b4149e1..80b6f2b 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Noho ijany anao, ry janako, mahareja ao amin'ny fahasoavana ijay ao amin'ny Jesôsy Kristy. \v 2 Ireo raha niregnesinareo avy aminahy teo agnatrehan'ny vavolombelogna rahabe, die ankino amin'ny olo mahatoky ijay afaka hampianatra ny sasagny koa. \ No newline at end of file +\c 2 \v 1 Noho ijany anao, ry janako, mahareja ao amin'ny fahasoavana ijay ao amin'i Jesôsy Kristy. \v 2 Ireo raha niregnesinareo avy aminahy teo agnatrehan'ny vavolombelogna rahabe, die ankino amin'ny olo mahatoky ijay afaka hampianatra ny sasagny koa. \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index 66e3bc0..7da7837 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Miereta java-sarotra miaraka aminahy, hôtran'ny miaramila tsaran'ny Jesôsy Kristy.\v 4 Tsy misy miaramila manompo laha bola vôfandrik'ireo raharahan'ijao fiegnana ijao, ba hahafahany mampifaly ny lehibeny.\v 5 Ary, laha misy olo mifaninana hôtran'ny atleta, die tsy mandray ny satro-boninahitra ijy laha tsy mifaninana amin'ny alalan'ireo fitsipika. \ No newline at end of file +\v 3 Miereta java-sarotra miaraka aminahy, hôtran'ny miaramila tsaran'i Jesôsy Kristy. \v 4 Tsy misy miaramila manompo laha bola vôfandrik'ireo raharahan'ijao fiegnana ijao, ba hahafahany mampifaly ny lehibeny. \v 5 Ary, laha misy olo mifaninana hôtran'ny atleta, die tsy mandray ny satro-boninahitra ijy laha tsy mifaninana amin'ny alalan'ireo fitsipika. \ No newline at end of file diff --git a/02/title.txt b/02/title.txt index 822e2ce..28c372f 100644 --- a/02/title.txt +++ b/02/title.txt @@ -1 +1 @@ -Toko 2 \ No newline at end of file +Toko faha 2 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 8e8512c..0a7efc6 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -46,12 +46,12 @@ "01-03", "01-06", "01-08", + "01-12", "01-15", "02-title", "02-01", "02-03", "02-06", - "02-08", "02-11", "02-14", "02-16",