plt-x-tanala_2ti_text_reg/01/06.txt

1 line
251 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-04-10 07:17:29 +00:00
\v 6 Ijany no antony ampahatsiahivako anao mba hampiasanao indraike ny fanomejan'Andriamanitra ao aminao amin'ny alalan'ny fametrahako tagnana. \v 7 Fa Andriamanitra tsy nagnome fagnahin'ny tahotre antsena, fa ny hery sy fitiavana ary fifehejan-tegna.