plt-x-tanala_2th_text_reg/01/09.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 9 Ijy ireo die hifaly amin'ny famejan'ny fandringanana mandrakijay lavitry ny fagnatrehan'ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny. \v 10 Hagnano anijany ijy abiaby avy amin'ijany andro ijany mba hagnomejan'olo voninahitra anajy sy hijindagan'ireo abiaby ijay nino. Fa ny fijorônay vavolombelogna aminareo die ninôna.