plt-x-tanala_2pe_text_reg/03/14.txt

1 line
649 B
Plaintext

\v 14 Noho ijany, ry malala, satria magnategna an'ijany raha ijany anareo, manôva ny tsara indrindra aby agny aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo ankatrehany am-piadanagna. \v 15 Ary mandy koa, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsena amin'ny famonjena, hôtran'ny nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsena taminareo, araka ny fahendrena ijay nomena an'ajy. \v 16 Paoly die mivoria an'ijany raha ijany ao amin'ny taratasiny abiaby, ijay misy raha sarotre takarina. Olo tsy misy fahalalana ary tsy miorina no magnova iregny raha iregny hôtran'ny hanaovany ireo soratra masina hafa mandy koa, ka mahatonga fahaverejagna ho an'ny tegnany