plt-x-tanala_2pe_text_reg/03/17.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 17 Noho ijany, ry malala, satria fantatrareo ijany raha ijany, die tandremo ny tegnanareo mba tsy ho voafandriky ny fitakin'ny olo ratsy fagnahy ka ho very ny fahamarinanareo. \v 18 Fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy fahalalana ny Tompontsena sy Jesôsy Kristy Mpamonjy antsena. Ho an'ajy anie ny voninahitra ankehitriny ary mandrakijay. Amena!