plt-x-tanala_2pe_text_reg/03/11.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 11 Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? \v 12 Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha abiaby die hiempo amin'ny hafanana be. \v 13 Fa araka ny fampagnatenany, die mandigny ny lagnitra vaovao sy tany vaovao antsena, ijay hitoeran'ny fahamarignana