plt-x-tanala_2pe_text_reg/03/10.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 10 Na ijany aja, ho avy hotrin'ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lagnitre die hanjavogna miaraka amin'ny feo mahare. Ny raha abiaby die ho main'ny afo, ary tany sy ireo asa ao amin'ajy die hambara. (Fagnamarihana: Ireo dikan-teny saragne die mivaky hôtran'ijao: ''Ny raha abiaby die ho main'ny afo, ary ny tany sy ireo asa ao amin'ajy die ho dorana abiakoa.")