plt-x-tanala_2pe_text_reg/03/05.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 5 Areo die minia magnadigno fa ny lagnitre sy ny tany die nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rano, fotôgna ela,\v 6 nohon'ny didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'ireo raha ireo, no nandravana ny tontolo tamin'ijany fotôgna ijany, tamin'ny tondra-drano. \v 7 Fa ankehitriny ny lagnitre sy ny tany die natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io mandy. Areo die vôtokagna ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanagna ny olo ratsy fagnahy.