plt-x-tanala_2pe_text_reg/03/01.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 1 Ankehitriny, ry malala, manoratra ho anareo ity taratasy faharoa ity iaho ho fampatsiarovana andôsina hamporisihina ny saignareo madio, \v 2 mba hahatsiarovanao ireo jaka nijakain'ny mpaminany masina tagny taloha sy ny didin'ny Tompo sy Mpamonjy antsena ijay nomen'ireo apostolinareo.