plt-x-tanala_2pe_text_reg/02/20.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v 20 Na ija na ija afaka amin'ireo fahalotôn'ijao tontolo ijao amin'ny alalan'ny fahalalana ny Tompo sy Jesôsy Kristy Mpamonjy, ary aviteo miverigna amin'ny fahalotôna ndraike koa, die hanjary ratsy nohon'ny toe-javatra vôlohany ny toe-javatra farany. \v 21 Tsara kokoa hôndreo ny tsy mahafantatra ny lalàn'ny fahamarinana nohon'ny mahafantatra anijany die hivadika amin'ny didy masigna natolotra andreo. \v 22 Marina hôndreo itoy ohabolagna toy hoe: ''Ny amboa no miverigna amin'ny loane. Ny kiso efa nandro miverigna mihosim-potake.''