plt-x-tanala_2pe_text_reg/02/15.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 15 Niala tamin'ny lalagna mahitsy ijy ireo. Lasa nivily lalagna ijy ireo, ary nagnaraka ny lalagn'i Balama janak'i Beora, ijay tia ny tambin'ny tsy fahamarignana. (Fagnamarihana: ireo dika-teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Balama, janak'i Bosora.'') \v 16 Fa nahajo jaka ijy nohon'ny fandikan-dalàna manokagna. Nisy biriky môgna nijaka tamin'ny feon'olombelogna nanajanogna ny môlan'ny paminagny.