plt-x-tanala_2pe_text_reg/02/10.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 10 Marina indrindra ijany hôn'ireo ijay manohy amin'ny fagniriena ratsin'ny nofo sy magnano tsinotsinona ny fahefana. Sahy sy mitompoteny fatratra ijy ireo. Ijy ireo die tsy matahotra hijaka ratsy ireo be voninahitra. \v 11 Ireo anjely die managna hery sy fahefana lehibe, fa ijy ireo die tsy mitondra fitsaràna maniratsira manohitra anajy ireo amin'ny Tompo.