plt-x-tanala_2pe_text_reg/02/07.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 7 Fa i Lota marina, ijay nampijaliana tamin'ny fitondran-tegnan'ireo olo tsy ara-dalàna tamin'ny fahakevokevohana, die nivonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa ijany lelahy marina ijany, ijay niaigna niaraka tamin'ijy ireo isan'andro, fa die fadiranovana tamin'ny fagnahin'ny fahamarinany noho ijy hitany sy regniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olo tsara fagnahy amin'ireo fitsapana, sy fomba hitanana ireo olo tsy marina ho amin'ny fagnafejana amin'ny andron'ny fitsaràna.