plt-x-tanala_2pe_text_reg/02/01.txt

1 line
550 B
Plaintext

\c 2 \v 1 Ny mpaminagny sandoka die avy teo amin'ny olo, ary ny mpampianatra sandoka mandy koa die ho avy eo aminareo. Hitondra mangingigna sain-diso mamotika ijy ireo, ary handà an'ny Tompo ijay nividy anajy ireo. Ijy ireo die mitondra fahapotehana malaky amin'ijy ireo. \v 2 Maro ny hagnaraka ny fahakevokevohan'ijy ireo, ary amin'ny alalan'ireny no hijakana ratsy ny lalagny ny fahamarinana. \v 3 Amin'ny firenena no hagnararôtany anareo miaraka amin'ny jaka mamitaka. Tsy ho ela ny fagnamelohana an'ijy ireo; tsy mandry ny fahapotehan'ijy ireo.