plt-x-tanala_2pe_text_reg/01/16.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 16 Fa ahay die tsy nagnarake angano tsara rafitra jay noforognona rehefa nivoria taminareo ny momban'ny hery sy ny nisehoan'i Jesôsy Kristy Tompontsena. Fa koja, ahay die vavolombelogna nahita ny fiandrianany. \v 17 Fa Ijy die nahavôray laza amam-boninahitra laha tamin'Andriamanitra Iaba rehefa nisy feo tonga teo Aminajy tamin'ny voninahitra lehibe indrindra hoe: ''Ity no Janako malalako, jay sitrako indrindra.'' \v 18 Naharegny ijany feo laha tagny an-dagnitre ijany ahay, rehefa niaraka taminajy teny an-tendrombohitra masina.