plt-x-tanala_2pe_text_reg/01/05.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 5 Noho ijany, manaova ny tsara indrindra mba hagnampiana fahatsarana amin'ny alalan'ny finoanareo, die amin'ny alalan'ny fahatsaranareo, ny fahalalana. \v 6 Amin'ny alalan'ny fahalalanareo, nagnampia fahononam-po, die amin'ny alalan'ny fahononam-ponareo, magnampia fieretana, die amin'ny alalan'ny fiaretanareo, magnampia toe-panahy. \v 7 Amin'ny alalan'ny toe-panahinareo, magnampia fitiavana rahalahy, die amin'ny alalan'ny fitiavana rahalahy, magnampia fitiavana.