plt-x-tanala_2pe_text_reg/01/03.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 3 Ny raha aby makasika ny herin'Andriamanitre ho an'ny fiainana sy toe-panahy die nomena antsena tamin'ny alalan'ny fahalalana an'Andriamanitra, ijay nangaike antsena tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana. \v 4 Tamin'ny alalan'ireo, nomeny jaka fikasana tsara sady lehibe indrindra antsena, mba ho tonga mpizara amin'ny fomban'Andriamanitra anareo, raha milefa ny fahalotoana ijay eto an-tany noho ireo filàn-dratsy.