plt-x-tanala_2pe_text_reg/01/01.txt

1 line
323 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesôsy Kristy, hoa an'ireo ijay nahajo ny finoana sarobidy hôtra ijay noresinay, finoana ao amin'ny fahamarinan'ny Andriamanintsena sy Jesôsy Kristy Mpamonjy. \v 2 Hampitomboina anie ny fahasoavana sy fiadanana nohon'ny fahalalana an'Andriamanitra sy Jesôsy Tompontsena.