auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-20 05:11:30 +01:00 committed by root
parent 46998dcef8
commit fcf1a842fb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny mpaminagny sandoka die avy teo amin'ny olo, ary ny mpampianatra sandoka mandy koa die ho avy eo aminareo. Hitondra mangingigna sain-diso mamotika ijy ireo, ary handà an'ny Tompo ijay nividy anajy ireo. Ijy ireo die mitondra fahapotehana malaky amin'ijy ireo. Maro ny hagnaraka ny fahakevokevohan'ijy ireo, ary amin'ny alalan'ireny no
Ny mpaminagny sandoka die avy teo amin'ny olo, ary ny mpampianatra sandoka mandy koa die ho avy eo aminareo. Hitondra mangingigna sain-diso mamotika ijy ireo, ary handà an'ny Tompo ijay nividy anajy ireo. Ijy ireo die mitondra fahapotehana malaky amin'ijy ireo. Maro ny hagnaraka ny fahakevokevohan'ijy ireo, ary amin'ny alalan'ireny no hijakana ratsy ny lalagny ny fahamarinan