auto save
This commit is contained in:
parent
c06d3554ec
commit
de2ac6e2a5
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andariamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha
|
||||
Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andariamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha abiaby die hiempo amin'ny hafanana be. Fa araka ny fampagnatenany, die mandigny ny lagnitra vaovao sy tany vaova
|
Loading…
Reference in New Issue