auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-05-26 08:42:43 -04:00 committed by root
parent de2ac6e2a5
commit a623d62347
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andariamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha abiaby die hiempo amin'ny hafanana be. Fa araka ny fampagnatenany, die mandigny ny lagnitra vaovao sy tany vaova
Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andariamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha abiaby die hiempo amin'ny hafanana be. Fa araka ny fampagnatenany, die mandigny ny lagnitra vaovao sy tany vaovao antsena, ijay hitoeran'ny fahamarignana