auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-05-26 08:21:12 -04:00 committed by root
parent a623d62347
commit 99776608ed
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andariamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha abiaby die hiempo amin'ny hafanana be. Fa araka ny fampagnatenany, die mandigny ny lagnitra vaovao sy tany vaovao antsena, ijay hitoeran'ny fahamarignana
Koa laha ho levogna hôtran'ijany ijao raha abiaby ijao, die tokony ho olona manao akory anareo? Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra anareo. Tokony hagnantegna ary hampahalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanaitra anareo. Amin'ijany andro ijany, ny lagnitra die ho levon'ny afo, ary ny raha abiaby die hiempo amin'ny hafanana be. Fa araka ny fampagnatenany, die mandigny ny lagnitra vaovao sy tany vaovao antsena, ijay hitoeran'ny fahamarignana