auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2020-05-26 08:21:12 -04:00 committed by root
parent 0dedd4928f
commit 75bff268e8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho ijany, ry malala, satria magnategna ijany raha ijany anareo, manôva ny tsara indrindra aby agny aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo ankatrehany am-piadanagna. Ary mandy koa, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjena, hôtrin'ny ny nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsena taminareo, araka n
Noho ijany, ry malala, satria magnategna ijany raha ijany anareo, manôva ny tsara indrindra aby agny aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hanan-tsiny eo ankatrehany am-piadanagna. Ary mandy koa, eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjena, hôtrin'ny ny nosoratan'i Paoly rahalahy malalantsena taminareo, araka ny fahendrena ijay nomena an'ajy. Paoly die mivoria an' ijany raha ijany ao amin'ny taratasiny abiaby, ijay misy raha s