auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-20 04:25:46 +01:00 committed by root
parent b3a5414233
commit 6b6bb5ae5c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ireo olo ireo die hôtran'ny lohataogna tsy misy rano. Hôtran'ny rahogna indôsin'ny tafio-drivotra ijy ireo. Natokagna hônajy ireo ny hejigna matevigna. Mijaka tsy ampiheverana ijy ireo. Mangnetagna ny olo amin'ny alalan'ny filan'ny nofo ijy ireo. Ijy ireo die magnentagna ny olo ijay miejaka milefa ireo je miaigna agnaty ny fahadisôna. Ijy ireo die mampagnantegna fahafahana hônajy ireo
\v 17 Ireo olo ireo die hôtran'ny lohataogna tsy misy rano. Hôtran'ny rahogna indôsin'ny tafio-drivotra ijy ireo. Natokagna hônajy ireo ny hejigna matevigna. \v 18 Mijaka tsy ampiheverana ijy ireo. Mangnetagna ny olo amin'ny alalan'ny filan'ny nofo ijy ireo. Ijy ireo die magnentagna ny olo ijay miejaka milefa ireo je miaigna agnaty ny fahadisôna. \v 19 Ijy ireo die mampagnantegna fahafahana hôndreo, kanefa ijy tegnany die andevon'ny fahalotôna. Fa ny olo die andevon'ijay manontolo maharesy anajy.