diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index 44e8c7b..911b824 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 14 Fa ireo biby tsy mana-saigna ireo die natao ho samborina sy potehina. Tsy fantan'ijy ireo ijay tsiratsirain'ijy ireo. Ho potika ijy ireo. \v 13 Handray ny voka-dratsin'ny raha ratsy namboariny ijy ireo. Mieritreritra ijy ireo fa ny tsy fihafena mandritry ny andro die fahafinaretana. Ijy ireo die ba pentipentigna sy tigny. Mahafinaritra anajy ireo ny asa famitahan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ireo dika teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Mahafinaritra anajy ireo ny asan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo amin'ny rahanim-pifakatiavana.'') Adalam-biavy mijangajanga ijy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana ijy ireo. Mitarika fagnahy tsy mety maty hômin'ny fanôvandratsy ijy ireo, ary managna FO vôofagna amin'ny fagnirena ijy ireo. Janaky ny fagnojognana ijy ireo! \ No newline at end of file +\v 12 Fa ireo biby tsy mana-saigna ireo die natao ho samborina sy potehina. Tsy fantan'ijy ireo ijay tsiratsirain'ijy ireo. Ho potika ijy ireo. \v 13 Handray ny voka-dratsin'ny raha ratsy namboariny ijy ireo. Mieritreritra ijy ireo fa ny tsy fihafena mandritry ny andro die fahafinaretana. Ijy ireo die ba pentipentigna sy tigny. Mahafinaritra anajy ireo ny asa famitahan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ireo dika teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Mahafinaritra anajy ireo ny asan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo amin'ny rahanim-pifakatiavana.'') \v 14 Adalam-biavy mijangajanga ijy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana ijy ireo. Mitarika fagnahy tsy mety maty hômin'ny fanôvandratsy ijy ireo, ary managna FO vôofagna amin'ny fagnirena ijy ireo. Janaky ny fagnojognana ijy ireo! \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 3ea379e..8f5a318 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"2pe","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Tanala","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-tanala"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["plateaumalagasy"],"finished_chunks":["02-20","02-title","02-17","02-15"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"2pe","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Tanala","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-tanala"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["plateaumalagasy"],"finished_chunks":["02-20","02-title","02-17","02-15","02-12"]} \ No newline at end of file