auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-20 04:26:00 +01:00 committed by root
parent 8b71f95f16
commit 3049460c5e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Fa Andriamanitra tsy. amindra fo amin'ireo anjely ijay nagnota. Fa koja nameny hômin'ny vilagny tany ijy ireo ba ho vôtagna amin'ny amin'ny gadran'ny fahamejignana mandrapeven'ny fitsarana.(Fagnamarihana: Ny dika teny saragny taloha die mivaky hôtran'ny jao: ''Ba hifihejina ao amin'ny lavaky ny fahamijegnana mqndra-peven'ny fitsarana.'') Ary hiany koa, tsy nagnavela an'ijao totonlo ijao taloha ijy. Fa koja, namonjy an'i Noah, ijay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, laha efa nitondraka ny safodrano tamin'ny ratsy fagnahy
\v 4 \v 5 \v 6 Fa Andriamanitra tsy. amindra fo amin'ireo anjely ijay nagnota. Fa koja nameny hômin'ny vilagny tany ijy ireo ba ho vôtagna amin'ny amin'ny gadran'ny fahamejignana mandrapeven'ny fitsarana.(Fagnamarihana: Ny dika teny saragny taloha die mivaky hôtran'ny jao: ''Ba hifihejina ao amin'ny lavaky ny fahamijegnana mqndra-peven'ny fitsarana.'') Ary hiany koa, tsy nagnavela an'ijao totonlo ijao taloha ijy. Fa koja, namonjy an'i Noah, ijay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, laha efa nitondraka ny safodrano tamin'ny ratsy fagnahy teto amin'ijao totonlo ijao ijy. Andriamanitra mandy koa die nagnano ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lakevogna ary nagnameloka anajy ireo ho ami