Tue Sep 29 2020 10:47:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:47:25 -04:00
parent b19b98cb7f
commit 0a5276b547
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fantaro aloha ijao, fa ny mpaniratsira die ho avy amin'ny andro farany. Areo die hagneso ary handeha araka ny filàjan-dreo manokagna. \v 4 Areo die hijaka hoe:" Aja ny fampanantenagna ny amin'ny fiveregnany? Fa hatramin'ijay nahafaty ireo rajambe, die tsy niova ny raha abiaby, eka fa hatramin'ny fiantombohan'ijao tontolo ijao aja.''
\v 3 Fantaro aloha ijao, fa ny mpaniratsira die ho avy amin'ny andro farany. Areo die hagneso ary handeha araka ny filàjan-dreo manokagna. \v 4 Areo die hijaka hoe: "Aja ny fampanantenagna ny amin'ny fiveregnany? Fa hatramin'ijay nahafaty ireo rajambe, die tsy niova ny raha abiaby, eka fa hatramin'ny fiantombohan'ijao tontolo ijao aja.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Ôka tsy ho adignonareo, ry malala, fa ny indraika andro amin'ny Tompo die hôtrin'ny arivo taogna, ary ny arivo taogna hôtrin'ny indraika andro. \v 9 Ny Tompo die tsy ela amin'ny fagnantanterahana ireo fampagnantenany, araka ijay lajain'ny saragny ho fahelany. Fa koja, Ijy die maharitre aminareo. Tsy tiany hisy ho very anareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana ny abiaby.
\v 8 Ôka tsy ho adignonareo, ry malala, fa ny indraika andro amin'ny Tompo die hôtrin'ny arivo taogna, ary ny arivo taogna hôtrin'ny indraika andro. \v 9 Ny Tompo die tsy ela amin'ny fagnantanterahana ireo fampagnantenany, araka ijay lajain'ny saragny ho fahelany. Fa koja, Ijy die maharitre aminareo. Tsy tiany hisy ho very anareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana ny abiaby.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Na ijany aja, ho avy hotrin'ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lagnitre die hanjavogna miaraka amin'ny feo mahare. Ny raha abiaby die ho main'ny afo, ary tany sy ireo asa ao amin'ajy die hambara.( Fanamarihana: Ireo dikan-teny saragne die mivaky hôtran'ijao:'' Ny raha abiaby die ho main'ny afo, ary ny tany sy ireo asa ao amin'ajy die ho dorana abiakoa.")
\v 10 Na ijany aja, ho avy hotrin'ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lagnitre die hanjavogna miaraka amin'ny feo mahare. Ny raha abiaby die ho main'ny afo, ary tany sy ireo asa ao amin'ajy die hambara. (Fagnamarihana: Ireo dikan-teny saragne die mivaky hôtran'ijao: ''Ny raha abiaby die ho main'ny afo, ary ny tany sy ireo asa ao amin'ajy die ho dorana abiakoa.")

View File

@ -58,13 +58,13 @@
"02-12",
"02-15",
"02-17",
"02-20",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-08",
"03-10",
"03-11",
"03-14",
"03-17"
]