plt-x-sihanaka_zec_text_reg/02/06.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 6 Malakilaky! malakilaky! Milefasa ka miala aigny amin'ny tany avaratra, zany no lazain'i Yaveh, fa Za efa nampiely an'nareo ôtran'ny rivotra efatry ny lagnitra Zany no lazain'i Yaveh. \v 7 Eh! milefasa mankaigny Ziona, anareo ze mipetraka miaraka amin'ny zanaka vavin'i Babylone!"'