plt-x-sihanaka_mic_text_reg/03/01.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 1 Ozy za: "Mitainô am'zao, anareo ry mpitarik'i Jakoba sy mpanapaka ny taranak'Israely: Tsy aty aminareo ma ny mahatakatra ny fahamarinana? \v 2 Anareo ze mankahala ny tsara sy tè ny ratsy, anareo ze magnendaka ny hoditr'zareo, ny nofonjareo am'tôlagny__ \v 3 anareo ze mihinana ny nofon'ny ôloko ihany kô, ary magnendaka ny hodiny, manapaka ny tôlagny , ary mamakivaky an'njareo, ôtran'ny hena atao akao am-bilagny, sala ny hena atao akao am'fandrahôn-kena.