plt-x-sihanaka_mic_text_reg/06/09.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 9 Magnano fagnambarana am'tanàna ny feon'i Yaveh__ na ny fahendrena aza am'zao de miaiky ny agnaranao: "Tainô ny tsoraka-kakazo, sy ny ôlà ze nametraka an'zany tam'fitôrany. (Fagnamarihina: Raha tokony hoe: "Tainô ny tsoraka-kakazo sy ny ôlà ze nametraka an'zany takao am'fitôrany" no akao am'lahatsoratra Hebreo, sy reo dikan-teny sanagny vaovao magnano hoe: "Mitainô, ry foko, sy ze miara-miangona akao an-tanàna.") \v 10 Misy harena akao an-dragnon'ny ratsy fagnà tsy marina, ary fandrefesana mandaiga ze fahavetavetana.