\v 10 "Zao no hitranga am'zany andro zany " ozy Yaveh, "Hovonòko akao aminao reo sôvalinao ary hopotehiko reo saretinao. \v 11 Horavàko reo tanàna akao am'taninao ary harobako ny mandanao daôly.