2022-08-04 05:11:50 +00:00
|
|
|
\v 6 Hiambina ny tanin'ny Asyria amin-tsabatra zareo, ary akeo am'fidirana akao am'zany ny tanin'i Nimroda. (Fagnamarihina: Ny lahatsoratra Hebreo de magnano hoe: "Akeo am'fidirana akao am'zany," zany hoe, akeo am'reo vavahadiny. Na zany aza, reo dikan-teny vaovao sanagny de mihevitra fa ny teny Hebreo hafa de noheverina hoe: "Am'sabatra vôtsôka".) Hagnavotra an'ntsika amin'ny Asyriana Izy, rafa tonga akao am'tanintsika zareo, rafa magnano diabe agnatin'ny faritanintsika zareo. \v 7 Ny sisa tavela am'Jakoba de ho akeo ampovônin'reo vahôka betsaka, sala ny ando avy amin'i Yaveh, sala ny ranon'orana akeo amin'ny àtra-maitso, ze tsy mandigny ôlà, ary tsy mandigny ny zanak'ôlombolena zareo.
|