plt-x-sihanaka_dan_text_reg/09/07.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 7 An'nao, ry Tompo, ny fahamarinana. Kanefa, ho an'nay gniany, ny hegnatra akeo am'tavanay__ho an'ny vahôkan'ny Joda sy reo ze monina aigny Jerosalema, ary ho an'ny Israely daôly. Agnisan'zany reo ze ankeky sy reo ze tegna alavitra aigny am'tany daôly ze nandefasanao an'njareo. Zany de noho ny fitaka leibe ze nataonay hanohitra Anao. \v 8 Ho an'nay, ry Yaveh, akeo am'tarenay ny hegnata__ho an'reo mpanjakanay, ho an'reo leibenay, ary ho an'reo razambenay__satria efa nagnota taminao zahay.