auto save
This commit is contained in:
parent
67e1ebaa15
commit
c0d4d0c9cd
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka, ry Tompo Andriamanitray, nentinao nivôka avy taigny am'tany Egypta ny vahôkanao tam'tagnana mahery, ary efa nagnano agnarana fanta-daza ho an'ny tegnanao Anao, ôtran'zao ny andro gniany zao. Fa mbôla nagnota ihany zahay; efa nagnano an'reo zava-dratsy. Ry Tompo
|
||||
Ka, ry Tompo Andriamanitray, nentinao nivôka avy taigny am'tany Egypta ny vahôkanao tam'tagnana mahery, ary efa nagnano agnarana fanta-daza ho an'ny tegnanao Anao, ôtran'zao ny andro gniany zao. Fa mbôla nagnota ihany zahay; efa nagnano an'reo zava-dratsy. Ry Tompo, noho reo asa marinao, de ôka ny hasosenao sy ny fahaviniranao hiala amin'i Jerosalema tanànanao, le tanetinao masina. Fa noho reo fahotany, sy noho ny helik'reo razambenay, de lasana antom-pahafaham-baraka ho an'ze magnodidigna an'nay i Jerosalema sy reo vahôkanao
|
Loading…
Reference in New Issue