auto save
This commit is contained in:
parent
65b67e4150
commit
7074964597
|
@ -1 +1 @@
|
|||
An'nao, ry Tompo, ny fahamarinana. Kanefa, ho an'nay gniany, ny hegnatra akeo am'tavanay__ho an'ny vahôkan'ny Joda sy reo ze monina aigny Jerosalema, ary ho an'ny Israely daôly. Agnisan'zany reo ze ankeky
|
||||
An'nao, ry Tompo, ny fahamarinana. Kanefa, ho an'nay gniany, ny hegnatra akeo am'tavanay__ho an'ny vahôkan'ny Joda sy reo ze monina aigny Jerosalema, ary ho an'ny Israely daôly. Agnisan'zany reo ze ankeky sy reo ze tegna alavitra aigny am'tany daôly ze nandefasanao an'njareo. Zany da noho ny fitaka leibe ze nataonay hanohitra Anao. Ho an'nay, ry Yaveh, akeo am'tavany ny hegnata__ho an'reo mpanjakanay, ho an'reo leibenay, ary ho an'reo razambenay__satria efa nagnotra taminay zahay.
|
Loading…
Reference in New Issue